Teny iditra toloho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] anaram-boron-dia [Rakotosaona 1972]
 Karazam-borona dia, izay maneno lavareny [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a kind of cuckoo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay coucou [Rajemisa: Vakoka]
 espèce de coucou [Hallanger 1974]
Voambolana 
Mpanahaka  abilimborona ~ kankafotra
Ohatra hoy ny toloho tany ho any nanakora ny tsi-fahakingan' i Zaka. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

2012/09/18