Teny iditra tolotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanomezana omena ny mpaka sy ny mpanatitra mpanambady
¶ Fanomezam-panànana (na vitsivitsy aminy fotsiny) ataon' ny ray aman-dreny aloha ben' ny hahafatesany: Nataon-drainy tolotra ho an' i Faralahy ilay tanimbary erý ambony andrefana
¶ Fandrosoana zavatra olona ho mari-panajana na fitiavana: Rehefa vita ny tolotra fehezam-boninkazo, dia nitsangana ny manam-pahefana hikabary [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a gift, something handed over [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay don, legs, ce qu'on offre [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay offre, proposition, donation [SLP 1986]
Sampanteny 

Teny iditra tolotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Bararata atao amin' ny fanondro na ny ankikely hanantsodiana ny kofehy rehefa mamoly landy, na hangoronana ny efa vita [Rajemisa 1985]

2017/04/03