Teny iditra | tomany (tany) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | (t ~ om ~ any) Ranomaso miaraka amin-tsento noho ny alahelo: Atsaharo ny tomany Mandatsa-dranomaso miaraka amintsento noho ny alahelo: Midona ny oran' Ankaratra, / Vaky tsipelana ny any Anjafy / Tomany tomany Razanaboromanga. (Hain-tenin' ny Ntaolo) [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To weep, to lament [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Pleurer [1.8] | ||||||||||||
[Sakalava-Mayotte] [ tomañy ] Pleurer [1.405] | |||||||||||||
Ohatra | Fo mamelovelon' ny fitadiavan-kanina no mameno ny tratra-keliny, ka adiady madinidinika sy tomany matetitetika no hita amin' izy mianadahy avy.
[2.470] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tomany io | ||||||||||||
Fivaditsoratra | antimo, manito, manoty, tomany |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |