Teny iditra tombaka
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Ireo vakivakimbola fahizay silaky ny farantsa na ariary ka nampiasaina ho toy ny vola madinika
¶ Vaky, loaka: Ela vao ho tombaka io hazo io amin' iny fitaovana iny [Rajemisa 1985]
  [Tambahoaka] loaka [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka] lavaka [Rakotosaona 1972]

2013/07/22