Teny iditra tombana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny bainga avadiky ny angady amin' ny fiasana ny tany. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay les mottes de terre qu'on a soulevées en travaillant la terre [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Noho izany, nandefasany iraka hizaha ny vary maitso eny an-tanimbary, hanombana ny akotry tokony hiakatra amin' iny mahiry iny, dia izay tombana izay no takina amin' ny tompon-tanimbary rahefa tonga ny fararano. [Andraina: Mitaraina, takila 123]

Teny iditra tombana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Faminavinana izay tokony ho vidin' ny zavatra iray: Araka ny hevitrao, ohatrinona no tomban' ity trano ity? [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Eto tsy akory tsy misy tombana, fa ny tena vidiny no izany nolazaiko izany. [Andraina: Mitaraina, takila 100]

2017/04/15