Teny iditra tombina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana maka toerana tsara
¶ Fahatsarampototra eo amin' izay itoerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra tombina
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Tambahoaka] sahiran-javatra kely [Rakotosaona 1972]
Teny mitovy hevitra tomby

Teny iditra tombina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ¶ tombin'ny ranoka: sampam-pahalalana momba ny hanaka. [Voambolana: Fizìka] [SLP 1986]
Famaritana frantsay stabilité
¶ tombin'aratra: électrostatique. [Voambolana: Fizìka]
¶ tombin'ny ranoka: statique des fluides. [Voambolana: Fizìka]
¶ tombin'ny ranoka: hydrostatique. [Voambolana: Fizìka] [SLP 1986]

2012/09/19