Teny iditra tombo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fihalehibeazana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Ny mihoatra na ny ambin' ny zavatra iray amin' ny hafa: Roa santimetatra no tombon' ny fanondroadala amin' ny fanondro [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an increase, a profit, a surplus [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   augmentation, croissance; bénéfice; surplus [Hallanger 1974]
Dikanteny frantsay   avantage, gain [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny tombo itý (1): Tomboarivo

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/20