Teny iditra tombom-barotra
Singan-teny tombo ; varotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vola tadiavina ho azo ambonin' ny masonkarena rehefa mivarojavatra [1.1]
 [ tombombarotra ] Ny vidy ivarotana analana ny vidy ividianana [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Profit [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Bénéfice [1.8]
 [ tombombarotra ] Bénéfice brut ou bénéfice d'exploitation [1.13]
Ohatra Na dia tsy azo enjehina aza ny fisitahan' ny Fanjakana amin' ny orinasam-panjakana amin' ny maha fisahanan-draharaha azy, dia tokony harotsaka ao amin' ny Fitahirizam-bolam-panjakana ny tombombarotra amin' izany, ary tokony hahazoan' ny vahoaka tsy an-kanavaka tombontsoa. [4.27]
Voambolana 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31