Teny iditra tombo-montsina
Singan-teny tomboka ; montsina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny olona miray tetika ka manao izay tsy handrenesana ny tenin' ilay mifamaly aminy fa vao miteny dia tsenainy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/24