Teny iditra tombo-teny (tomboka, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fiampangana sy endrikendrika tsy marina [Rajemisa 1985]

Teny iditra tomboteny
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] fosa, endrikendrika [Rakotosaona 1975]
  [Tanosy] endrikendrika [Rakotosaona 1975]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/19