Teny iditra tombotomboka (tomboka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] endrikendrika [Rakotosaona 1972]
 Fiampangana olona amin-javatra tsy nataony, endrikendrika tsy marina: Tokony hofadinany endrikendrika, ny tombotomboka befahatany fa manohitra ny fitiavanamana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tomboka

2012/10/08