Teny iditra tomombana (tombana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Vita tsara tanteraka, lavorary: Tomombana ny fanomananay ka dia hatomboka ny lanonana [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay accompli, parfait, achevé [Abinal 1888]
Ohatra 
1Na voly vary aza tsy tomombana raha tsy eo aho. [FOFAFIPE: Rosovola, takila 109]
2Matokisa ahy hianareo, matokisa fa ho tomombana ny zavatra rehetra! [Fagereng: Tantara, takila 23]
Sampanteny 

2017/05/17