Teny iditra tompo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy master, owner; sir [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay maître, propriétaire [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Endriteny 
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny tompo ity (1): Tomponanarana

Teny iditra Tompo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
 Tompo [Baiboly]
Famaritana anglisy Lord [Baiboly]
Famaritana frantsay Seigneur [Baiboly]
Voambolana 
Lahatsoratra 

2017/06/29