Teny iditra Tompomenakely (tompo, mena, kely)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Famaritana malagasy Andriana napetraky ny mpanjaka amin' ny menakely na tany tsy iadidiany mivantana [Rajemisa 1985]
 olona nitokisan'ny mpanjaka nomeny fahefana hiadidy faritra iray [SLP 1986]
Fandikana frantsay suzerain, seigneur féodal [SLP 1986]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31