Teny iditra tompon > tompo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Olona manana fahefana amin' ny hafa ka afaka hampanao azy ny sitrapony sy mibaiko azy: Tompoko angaha ianao no ndeha handidy sy hibaiko ahy
¶ Enti-milaza ny olona izay manana ny zavatra iray tenenina: Tsy fantatra ny tompon' ity boky ity
¶ Enti-milaza koa an' Andriamanitra na i Jesoa Kristy: Amin' ny alalan' i Jesoa Kristy Tompontsika
¶ Fitanana mafy ny hevitry ny tena ho marina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   master, owner; sir [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   maître, propriétaire [Hallanger 1974]
Sampanteny  
Ny bikany  
tompo
tompoko
tomponao
tompony
tompontsika
tomponay
tomponareo
tompon'
tompon-
tompom-
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny tompo itý (1): Tomponanarana

Teny iditra tompon > Tompo
Sokajin-teny   anaran-tsamirery (ara-baiboly) [firaketana]
Famaritana malagasy   Tompo [Baiboly]
Dikanteny anglisy   Lord [Baiboly]
Dikanteny frantsay   Seigneur [Baiboly]
Voambolana  
Lahatsoratra