Teny iditra tonantonana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Mitsikamokamo, mivarora-dava, midonana-poana
¶ Fivezivezena foana tsy misy antony; fahatongavana amin' ny toerana iray tsy nisy zava-natao [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2009/02/23