Teny iditra tonazy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay tonnage] Ny lanjan' entana mety ho zakan' ny sambom-barotra iray [Rajemisa 1985]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: tonnage.

2009/02/23