Teny iditra tonda
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] tanimboly [Rakotosaona 1972]
   [Bara] tany malalaka azo volena, tanimboly [Rakotosaona 1972]
   [Mahafaly] tany fambolena haninkotrana, baiboho [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tonda
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] ambanivohitra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06