Teny iditra tondra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Famindrana toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy root of mitondra, itondrana [Richardson 1885]
Famaritana frantsay action de porter, de conduire [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
 action de diriger [Abinal 1888]
Sampanteny 
Ohatra 
1Nefa samy ny tondra ny tafiny izy mianaka, fa tsy niaraka nandeha tsy akory [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 58]
2Dia lasa nankeny Antaninarenina izahay mianakavy, sady hamangy ny lehibe ny tondra ny tafiky ny Farantsay [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 282]

Teny iditra tondra- (tondraka)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tondraka
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/04/15