Teny iditra tondra-drano (tondraka, rano)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a flood [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay inondation [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Famaritana frantsay [ tondradrano ] inondation [SLP 1986]
Famaritana frantsay crue [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra safo-drano
Ohatra 
1Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 6]
2Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [Cohen-Bessy: Rakotovao, takila 228]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/10