Teny iditra tondro
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fanondro [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fanondro: Ny rantsantanana manarakaraka ny ankibe no atao hoe Tondro
¶ Fanondroana: Mahasosotra ahy loatra izay tondro molotra nanaovany ahy izay [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the pointer finger [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   l'index
¶ action d'indiquer avec le doigt [Hallanger 1974]
Ohatra   Tondro belaka tondro vaventy
raha ny mpangalatra no handray tanana anao
atsipazo toa fatim-biby
tondro belaka tondro vaventy
raha ny tsara fanahy kosa no manolo-tanana anao
ataovy diavolan-tanteraka ny kibo
[Fox: Hainteny, laharana 254]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra tondro
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   caractéristique; flèche, indicateur, extrémité, vecteur [SLP: Voambolana]
Fifanahafana   tondro avaratra ~ tondro fana ~ tondro haabo ~ tondro haambo ~ tondro hahaka ~ tondro hataka ~ tondro maripana ~ tondro mifolaka ~ tondro miloko ~ tondrom-paingo ~ tondron' anaisa ~ tondro sanda ~ tondro toerana

Nohavaozina tamin' ny 2014/11/06