Teny iditra tondro avaratra (tondro, avaratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fitaovana entina mamantatra ny avaratra [SLP 1986]
Famaritana frantsay boussole [SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  tondro ~ tondro fana ~ tondro haabo ~ tondro haambo ~ tondro hahaka ~ tondro hataka ~ tondro maripana ~ tondro mifolaka ~ tondro miloko ~ tondrom-paingo ~ tondron'anaisa ~ tondro sanda ~ tondro toerana

2012/10/30