Teny iditra tongilana (hilana)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mipetraka marina tsara ka mirona amin' ny ilany iray
¶ Voatarika amin' ny ratsy, miangatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay penché [Marre: Grammaire]
Sampanteny 

2010/11/06