Teny iditra tongo-kazo
Singan-teny tongotra ; hazo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Hazo atao solon' ny tongotra tapaka, na hazo misy fitoerantongotra ka andehanana misababaka avo be ambonin' ny tany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11