Teny iditra tongomby
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny fivikinana atao rehefa te hianjera amin' olona na zavatra ka ny tongotra no alefa aloha (jereo antongomby) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31