Teny iditra tonjina (onjina)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Sasatra, vizaka, valaka
¶ Enti-milaza olona mitolatola, miraidraika rehefa mandeha, na mialoha miaoriana izany, na miankavia miankavanana.
Mitovy hevitra: mialoha miaoriana ~ mihilangilana miankavia miankavanana ~ miraidraika [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

2013/04/06