Teny iditra tono
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana zavatra ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka; fanatsatsihana amin' ny afo: Tia tono io zaza io
¶ Ilay zavatra atao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mihitsy mba ho masaka: Tonom-bomanga [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy broiled [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de griller au feu [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra tonotono
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Raha telo sy efatra ny trondro azo dia atao lany tono ho solom-boangahazo ambara-piandry masaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 20]
Teny nalaina 

2013/07/25