Teny iditra tonona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Faritra mampisaraka ny vaniny na ny famavany anankiroa: Tapaho tsara eo amin' ny tonony ity fary ity ~ Misy tonony roa mamoritra ny vaniny anankiray
¶ Enga anie ianao ka hikapa hahita ny tonony, handidy hahita ny vaniny: firariana fahombiazana antsakany sy an-davany [Rajemisa 1985]
   faritra ao anelanelan'ny vaniny roa mifanaraka
¶ faritra anelanelan'ny vaniny roa ahafahan'izy ireo mihetoika [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   a joint, an articulation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   articulation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, SLP: Voambolana]
   joint [Hallanger 1974]
   noeud de corde; noeud d'un arbre [Rajaonarimanana 1995]
   noeud [SLP: Voambolana]
Sampanteny  
Ny bikany  
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra tonona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Famoahana teny amin' ny feo: Ataovy tsara tonona ny teny fa aza ngonongononina fotsiny [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   pronunciation [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   prononciation [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995]
Sampanteny  
Ny bikany  
tonona
tonoko
tononao
tonony
tonontsika
tononay
tononareo
tonon'
tonon-
tonom-
tono-
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra toñona
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tsiny [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2016/09/30