Teny iditra tononina (tonona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ambara amin' ny feo: Tsy hain' io zaza io tononina ny teny hoe tsangambava
Lazaina: Notononiny ny anaran-drainy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be pronounced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on prononce [1.8, 1.5]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tononina, tononiko, tononinao, tononiny, tononintsika, tononinay, tononinareo, tononin', tononin-, tononim-, tononi-
Ny lasa : notononina, notononiko, notononinao, notononiny, notononintsika, notononinay, notononinareo, notononin', notononin-, notononim-, notononi-
Ny hoavy : hotononina, hotononiko, hotononinao, hotononiny, hotononintsika, hotononinay, hotononinareo, hotononin', hotononin-, hotononim-, hotononi-
Filaza mandidy : tonony
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21