Teny iditra tononkalo (tonona, kalo)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa soratra misy sarin-teny sy aingam-panahy, vita amin' ny teny mirindra, izay matetika miady roa ny tonom-peon' ny faran' andalany, na mifanararakaraka izany na mifanelanelana [Rajemisa 1985]
 lahabolana, lahateny miady rima, matetika natokana hohiraina [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay poème [SLP: Voambolana]
Ohatra 
1Tsimpony ireo tsilalaonteny hita amin' ity tononkalo ity, ary hazavao. [Rabemolaly: Fary, takila 42]
2Anisan' ny tafiditra tamin' ny fandaharam-potoana fankalazana sy fahatsiarovana ny famakiana ity tononkalo ity. [Andraina: Sahabe, takila 6]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2019/01/09