Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fandrika ahazoana voalavo na totozy: Tontam-boalavo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a trap [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay piège [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ankilany, andaniny: Samy nosazin' ny mpitsara izy roa tonta [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy one side of a quarrel [Hallanger 1973]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanjerana zavatra atao miavovona
¶ Vono atao amin' ny fively na torabato
¶ Famindrana soratra amin' ny taratasy amin' ny alalan' ny lohavy izay ampidirina anaty lasitra ka terena hipetaka sy hiraikitra amin' ny taratasy; fanaovana biriky amin' ny fampidirana tanimanga ao anaty lasitra
¶ Fanaovana antontany, fampifanongoavana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra tonta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] valamparihy [Rakotosaona 1975]

Teny iditra tonta
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tsy vao intsony, efa simba
Mitovy hevitra: antitra ~ efa navalona ~ ela nanaovana ~ ela niasana ~ lany andro ~ lany mondro ~ maintimolaly ~ mandalambitsika ~ rombina ~ rovitra ~ simba ~ taloha ~ tranainy [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny frantsay vieux, usé, détérioré [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31