Teny iditra tontafana (tonta)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Zerana: Notontafany vato aho
¶ Velezina: Tontafy kanonta io alika io
¶ Asiana: Notontafan' ny fofoka aho ka nandamaka tao am-pandriana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tontafana
tontafako
tontafanao
tontafany
tontafantsika
tontafanay
tontafanareo
tontafan'
tontafan-
tontafam-
tontafa-
notontafana
notontafako
notontafanao
notontafany
notontafantsika
notontafanay
notontafanareo
notontafan'
notontafan-
notontafam-
notontafa-
hotontafana
hotontafako
hotontafanao
hotontafany
hotontafantsika
hotontafanay
hotontafanareo
hotontafan'
hotontafan-
hotontafam-
hotontafa-
tontafy
Teny mitovy hevitra tontana

2010/05/06