Teny iditra tontaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy [frantsay total] Fitambaran' ny isan-javatra rehefa akapoka ho iray: Iraika amby enimpolo sy telonjato no tontalin' ny volan' Ikoto sy Isambilo
¶ Vokatra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: total.
Teny mitovy hevitra totaly ~ totaliny

2009/06/27