Teny iditra tontam-parafara (tonta, farafara)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny hazo mitsivalambalana amin' ny farafara ipetrahan' ny kidoro [Rajemisa 1985]

2012/09/20