Teny iditra tontolo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tsy mivaky, tsy nahafahana: Indray andro tontolo
Rehetra tsy misy avaka: Midera an' Andriamanitra ny tany tontolo raha vao maraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The whole; total [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Tous, tout entier, en totalité [1.3]
 Le tout, total [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Zanakanarana Ny Baiboly sy ny fampielezana azy amin' izao tontolo izao (Ramiandry J)
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/08