Teny iditra tontona
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanjerana zavatra mba hitofotra; fanaovana izay hampihintsana ny ao anatin' ny zavatra iray amin' ny fandonana azy; enti-milaza fiantontan-javatra eo am-pianjerana na fahatongavan-javatra manahirana indray miaraka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de secouer, de frapper quelque chose contre, comme le linge contre le lavoir, un os contre la table pour en faire sortir la moëlle, une bouteille contre la main pour la bien vider [Abinal 1888]
Famaritana frantsay cahot [SLP 1986]
Sampanteny 

2015/10/08