Teny iditra tontosa
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Vita tsara daholo: Tontosa ny zavatra rehetra
¶ Lavorary, tomombana: Lahasa tontosa izany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   accomplished [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   accompli [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/20