Teny iditra tontosaina (tontosa)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Vitaina tsara daholo: Notontosainy ny tetiny dia lasa izy
¶ Lavorarina [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be accomplished [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on accomplit, qu'on mène à bonne fin [Hallanger 1974]
Ny bikany  
tontosaina
tontosaiko
tontosainao
tontosainy
tontosaintsika
tontosainay
tontosainareo
tontosain'
tontosain-
tontosaim-
tontosai-
notontosaina
notontosaiko
notontosainao
notontosainy
notontosaintsika
notontosainay
notontosainareo
notontosain'
notontosain-
notontosaim-
notontosai-
hotontosaina
hotontosaiko
hotontosainao
hotontosainy
hotontosaintsika
hotontosainay
hotontosainareo
hotontosain'
hotontosain-
hotontosaim-
hotontosai-
tontosay, tontosao

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/20