Teny iditra topazana (topy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Jerena kely miserana (arahin' ny teny "m [...]
¶ Tsipazana, andefasana (rano, lefona): [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be glanced at
¶ to be sprinkled [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   à quoi (qui) on jette un coup d'oeil
¶ qu'on asperge d'eau [Hallanger 1974]
Ny bikany  
topazana
topazako
topazanao
topazany
topazantsika
topazanay
topazanareo
topazan'
topazan-
topazam-
topaza-
notopazana
notopazako
notopazanao
notopazany
notopazantsika
notopazanay
notopazanareo
notopazan'
notopazan-
notopazam-
notopaza-
hotopazana
hotopazako
hotopazanao
hotopazany
hotopazantsika
hotopazanay
hotopazanareo
hotopazan'
hotopazan-
hotopazam-
hotopaza-
topazo
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/09/20