Teny iditra toraka
Sokajin-teny mpampitohy [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Tahaka, ohatra: Toraka ny any ny atý [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Comme, de même que, égal, s [...] [tohiny 1.5]
Tovy hevitra ohatra ~ tahaka

Teny iditra toraka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fandefasana vato amin' ny tanana hahavoa zavatra na olona: Mahitsy toraka io olona io
Fiantsampazana hianjera any amin' ny hafa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de lancer [1.3, 1.5]
 Action de jeter [1.3]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra toraka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampitomboana isa iray amin' ny tenany ihany, ka raha ampitomboina indroa izy dia atao hoe toraka roa na tora-droa (ohatra 19 x 19 x 19 = 193 [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Puissance [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19