Teny iditra torana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahatsiaro tena vetivety ka sady tsy mahare na inona na inona no tsy afa-manetsika ny tena: Torana izy raha vao nahare ny nahafatesan-drainy [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay évanoui, tombé en défaillance, en syncope
¶ saisi par une forte impression de joie ou de tristesse [Abinal 1888]
Famaritana frantsay en syncope [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 

Teny iditra torana
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza voankazo tanora dia tanora, mbola manta: Paiso vao torana. [Rajemisa 1985]

2012/11/30