Teny iditra tora-tady (toraka, tady)
Sokajin-teny   fomba fiteny
Famaritana malagasy   ilazana ny lalana mahitsy tsy misy melomeloka, ka mifanandrify amin' izay iaingana ny erỳ am-pita; mahitsy ohatra ny nosoritan' ny tady nalefa hizotra lava hatrany hatrany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   droit, qui va droit d'un point à un autre [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [ toratady ] en ligne droite [SLP: Voambolana]
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra toratady
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] antsamotady [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2013/11/22