Teny iditra | torebina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [anglisy treble] Amin' ny hira misy feo maro, ilay fizarana ataona feon-dehilahy avo indrindra: "Lohataona... Indreny fa manao tonera avo dia avo ny papango, arahin' ny railovy ny torebiny malefaka; ampian' ny goaika fasiny mikantsankantsana; dobohan' ny toloho ny besony mikotrokotroka (Rabenjamina Androvakely) [1.1] | |
Voambolana | Feon-kira: (amin' ny ankapobeny) | |
Tovy hevitra | torebiny | |
Ny fihaviany | Anglisy: treble. | |
Fivaditsoratra | atrebony, torebina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |