Teny iditra toreo
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Feom-borona mitaraindraina; feo mampahonena; fiangaviana fatratra; hataka arahim-pitaraindrainana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gémissement [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2009/10/11