Teny iditra toretra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mikainkona, mifendrotra [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être ratatiné [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra toretra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy kinga, votsa, kisinina, osa [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay être engourdi, lambin [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra toretra
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Enti-milaza ny voankazo vokatra mitangongo eny ambony hazo [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay serré; se dit des fruits nombreux d'un arbre [Abinal 1888]
Famaritana frantsay (adjectif, toute l'île). Se dit des fleurs ou des fruits très densément disposés, très serrés les uns contre les autres. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/06/02