Teny iditra torina (tory)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ampangaina amin' ny manam-pahefana miandraikitra ny raharaham-pitsarana: Hotoriko ianao fa nanala baraka ahy [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
torina
toriko
torinao
toriny
torintsika
torinay
torinareo
torin'
torin-
torim-
tori-
notorina
notoriko
notorinao
notoriny
notorintsika
notorinay
notorinareo
notorin'
notorin-
notorim-
notori-
hotorina
hotoriko
hotorinao
hotoriny
hotorintsika
hotorinay
hotorinareo
hotorin'
hotorin-
hotorim-
hotori-
torio

Teny iditra torina (tory)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Lazaina sy voasana: Hotorina eran' izao tontolo izao ity Evanjely ity [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be preached, to be proclaimed; to be accused [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on proclame, qu'on prêche; qu'on dénonce [Hallanger 1974]
Ny bikany  
torina
toriko
torinao
toriny
torintsika
torinay
torinareo
torin'
torin-
torim-
tori-
notorina
notoriko
notorinao
notoriny
notorintsika
notorinay
notorinareo
notorin'
notorin-
notorim-
notori-
hotorina
hotoriko
hotorinao
hotoriny
hotorintsika
hotorinay
hotorinareo
hotorin'
hotorin-
hotorim-
hotori-
torio

Teny iditra torina (tory)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Silahina ny tsiratsirany: Torio ity rongony madinika ity
¶ Didiana atao didy vaventy: Torio io omby io
¶ Avahana amin' ny tory na soritra: Tokony hotorinao ny tanim-boangahazonao [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be made into strips (of rafia and rushes) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on fendille (se dit du raphia et des roseaux) [Hallanger 1974]
Ny bikany  
torina
toriko
torinao
toriny
torintsika
torinay
torinareo
torin'
torin-
torim-
tori-
notorina
notoriko
notorinao
notoriny
notorintsika
notorinay
notorinareo
notorin'
notorin-
notorim-
notori-
hotorina
hotoriko
hotorinao
hotoriny
hotorintsika
hotorinay
hotorinareo
hotorin'
hotorin-
hotorim-
hotori-
torio

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14