Teny iditra toriteny
Singan-teny tory ; teny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Preaching; a sermon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sermon [1.3, 1.8]
 Discours [1.3]
 Prédication [1.8]
Ohatra 
1Fa raha ny toriteny kosa dia tsy nisy azonay ankizy. [2.356]
2Ary tsy nisy toriteny natao, fa ny ray aman-dreny vitsy vitsy, no nangatahina handaha-teny fohy fohy avy: [2.59]
Sampanteny 
Tovy hevitra fitorian-teny

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03