Teny iditra toro
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanondroana, fampahafantarana, filazana, fampianarana: Toro lalana, toro-hevitra [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra toro
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] maty: Toro izy [Rakotosaona 1972]
 Voaporitra, voatoto: Toro ny tanako voakaton' ny varavarana [Rajemisa 1985]

2017/04/03