Teny iditra torobosoa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay tire-bouchon] Karazana rindram-by misy tahony atao fanatsoahana ny bosoa amin' ny vava tavoahangy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: tire-bouchon.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31