Teny iditra torosy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiasan' ny mpandrafitra hanatsipihany ny hazo hotsofana na hovankonina mba hitovy halehibe hatrany manaraka ny lavany
¶ Halehibe, lenta: Mitovy torosy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a carpenter's gauge [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay trusquin [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: trusquin.
Teny nalaina 

2012/09/30